|
|
|
|

Entry1  mibaby
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mitondra eo an-damosina: Izaho no nibaby ny zandriko fony kely
Mitondra (ny valy, ny vokatry ny natao): Mibaby ny fahotan' i Adama sy Eva ny velona rehetra, araka ny fampianarana kristianina
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] to carry on the back
Explanations in French  5  [1.3, 1.8] porter sur le dos
6  [1.3] figuré: supporter, endurer
Examples  7  [2.59#] Ary tonga Rasoa mibaby andRafely.
8  [1.3] Indraindray ny lahy aza no mibaby ny zanany (Parfois le mari lui-même porte son enfant sur le dos)
9  [2.324] Indreny ny vehivavy sady nibaby no nitrotro ny zanany ary niloloha izay entana kely mba azo entina.
Root  10  baby
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word mibaby

Updated on 2024/12/11