Entry (1/2) | 1 mibahana |
Root | 2 bahana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Misabaka na maka toerana lehibe eo amin' ny toerana fandalovana ka manakana ny hafa tsy handeha: Misy taolana mibahana amin' ny tendako ato [1.1] |
Explanations in English |
5 to sit or stand on anything in a straddling manner. [1.2] 6 to stretch one's self out so as to block up the way; to straddle and block the way 7 to prevent communication 8 Fig. to be selfish. [1.7] |
Explanations in French |
9 S'écarter ou être écarté, faire barrière [1.3] 10 écarter les jambes pour barrer le chemin; faire barrière [1.8] |
Examples |
11 Ny renirano hatrizay tsy rototra Dia eo vao mainka indray toa miroanahana, Ny lalany, ohatra ny ho tototra, No miseho ho sakana mibahana. [2.576] |
Morphology |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mibahana |
Entry (2/2) | 17 mibahàna |
Root | 18 bahana |
Part of speech | 19 imperative of active verb mibahana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] |
Explanations in French |
21 [1.3] |
Examples |
22 mibahàna eo ianao mba hisakana ireto ondry ireto [1.1] 23 mibahàna eo mba hisakana ny omby (Faites barrière là pour arrêter les bœufs) [1.3] |
Anagrams | 24 anambahy, ibahanam, manahiba, mibahana, mibahàna, mihabaña |
Updated on 2023/04/09 |