Entry (1/2) | 1 mibehambehana |
Root | 2 behambehana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Miseho ho makadiry na lehibe eny eo am-pijoroana na eo am-pandehanana: Voalohany ny anao lahy ka nibehambehana aoka izany 5 Manakantsakana ny hafa rehefa mandeha: Mibehambehana erý ilay sakaiza iny rehefa mandeha, ohatra ny azy irery iny ny arabe [1.1] |
Explanations in English |
6 to walk by lifting up the feet high [1.2] |
Examples |
7 hoy Ingahy Ramiandrisoa, mibehambehana eran' ny trano. [2.472] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 mibehambehàna |
Root | 13 behambehana |
Part of speech | 14 imperative of active verb mibehambehana |
Explanations in Malagasy |
15 [1.1] |
Explanations in French |
16 [1.3] |
Tables and plates |
17 All the active imperatives |
Anagrams | 18 hembahembaina, mibehambehana, mibehambehàna, hembahembaina, mibehambehana, mibehambehàna |
Updated on 2023/01/20 |