|
|
|
|

Entry (1/2)1  midingina
Root  2  dingina
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Miakatra, mijoro, manondro lanitra: Midingin-drambo ny alika
Mihoatra: Lava raha Rakoto io: midingina eo ambonin' ny olona rehetra ny lohany
Manongona, lasa aloha: Nidingina tao alohan' ny namany ny soavalin-dRandrianjafy
Mirehareha, mieboebo: Nahazo voninahitra ny anao lahy ka nidingina izaitsizy nivoaka ny trano
Explanations in English  5  [1.2] to exceed, to advance, to go beyond
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Entry (2/2)10  midingìna
Root  11  dingina
Part of speech  12  imperative of active verb midingina [Full list]
Explanations in Malagasy  13  [1.1]
Explanations in French  14  [1.3]

Anagrams  15 

Updated on 2025/01/28