|
|
|
|

Entry1  midodododo
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandeha haingana, mihazakazaka: Lasa nidodododo nankany antsena Izy fa nanam.bahiny tampoka
Mirohotra haingana: Nidodododo ny vahoaka mba hamonjy ny haintrano
Tonga maika dia maika: Nidodododo izahay, tompoko, hanala alahelo anareo amin' izao fahoriana izao
Explanations in English  4  [1.7] to hurry to approach
Explanations in French  5  [1.8] se presser d'accourir
Root  6  dodododo
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Proverbs  11  Proverbs containing the word midodododo

Updated on 2024/12/11