Entry 1/2 |
midoladola
(doladola (dola))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miraidraika, mirona miankavia miankavanana
[1.1]
|
Explanations in English | To shake or wag (of the head); to reel [1.7]
|
Explanations in French | Se balancer, comme la tête en dansant; tituber [1.8]
|
Examples | Nony teny am-pefiloha mby akaiky ny tanàna izy ireo, dia akory ny horakoraky ny kilonga mpiandry omby nahita azy midoladola ambony posy.
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
midoladola |
Past : |
nidoladola |
Future : |
hidoladola |
Imperative : |
midoladolà |
|
|
Entry 2/2 |
midoladolà
(doladola (dola))
|
Part of speech | imperative of active verb midoladola
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|