Entry | 1 midoroboka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Maniry tsara be ravina sady maitso: Midoroboka izaitsizy ny hazo raha voatohoka zezika betsaka Malalaka be ambany sy mirebareba: Ny lamaodin' akanjo fahiny ho an' ny vehivavy dia akanjo midoroboka nasiana malakofa Enti-milaza ny fihetsiky ny vorontsiloza amin' ilay izy mampibontsina ny elany ka miedinedina manao faribolana |
Explanations in French |
4 [1.3#110] faire la roue, ĂȘtre touffu, se pavaner |
Examples |
5 [2.587] ny amontana midoroboka, ny rofia sy ny volo ravaky ny ala 6 [2.470#136] Mihaantitra sy hazomanga midoroboka ka na mamony mena aza, tsy mahatam-boa intsony 7 [2.529#117] hoy ilay tovolahy vao niditra nirebareba tamin' ny akanjo fanao an-trano nidoroboka |
Root | 8 doroboka |
Morphology |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word midoroboka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |