|
|
|
|

Entry1  midredridredry
Root  2  dredridredry
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mitaraindraina, mitomanimany na mikonetaka lava: Loza raha hidredridredry ii zaza io: tsy fantatra na misy maharary azy na diso mihanta loatra ny anao
Explanations in English  5  [1.2] to groan, to cry out with pain, to creak.
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :

Updated on 2024/12/11