Entry | 1 midredridredry |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitaraindraina, mitomanimany na mikonetaka lava: Loza raha hidredridredry ii zaza io: tsy fantatra na misy maharary azy na diso mihanta loatra ny anao |
Explanations in English |
4 [1.2] to groan, to cry out with pain, to creak. |
Root | 5 dredridredry |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |