Entry | 1 miefitrefitra |
Part of speech | 2 active verb |
Allegation |
3 4 |
Examples |
5 [2.296#] Ary rahefa izany, dia fo tsy manan-tsiny sy tsy miefitrefitra no iraisana tanteraka amin' ny maty rehetra sy ny velona tsy ankanavaka. 6 [2.472#] Nisy orinasa fambolena sy fiompiana mantsy tao, ary tranon' omby mitomandavana sy miefitrefitra, namatrarana ny tombon' isa avy any Ambatondrazaka. 7 [2.332#] Ireny miefitrefitra ireny, raha tsy dia lafo loatra, ka mihidy amin' ny vy fa tsy amin' ny fampoehana, ary ny misy fivimbinana, fa tsy ireny sakelehina ireny. |
Root | 8 efitrefitra |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |
![]() |