Entry | 1 mievotra |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mibontsina ho avoavo, mivohitra noho ny manodidina: Mievotra ny trafon' omby Miaina, miverina amin' ny toetrany teo aloha raha alefitra: Mievotra ny rantsankazo nalefitra Mitana toerana ambony: Mievotra io lehilahy io ka mirehareha izaitsizy Miantsambotra miakatra: Mievotra ny baolina Mivadika ny teny natao, mitsoa-teny, miova fiteny: Mievotra matetika tzy ka tsy azo itokiana 4 [1.13] misavoana, mitsambikina |
Explanations in French |
5 [1.13] bondir |
Root | 6 evotra |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mievotra |
Anagrams | 14 mievotra, voaetrim |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |