|
|
|
|

Entry1  mifady
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy mihinana an-tsitrapo, mandà tena tsy hihinana: Mifady hena isan-jomà izy
Manda tena tsy hanao (zavatra): Mifady ny fifaliana ara-nofo ny olona manokon-tena ho an' Andriamanitra
Mitana ny fahadiovam-pitondran-tena, tsy miray: Taloha, rehefa lasa niantafika ny vadiny, dia nahay nifady ny vehivavy malagasy
Explanations in English  4  [1.2] to abstain from, to endure abstinence
to carry marks with them to show that their husbands are away at the war, as women do.
5  [1.7] to taboo, to abstain from
Explanations in French  6  [1.3#135] S'abstenir de, s'interdire, ne pas user de, ne pas manger de; ne pas faire, observer les défenses religieuses, médicales ou superstitieuses, se mortifier, se dit de la continence que doivent garder les femmes des militaires absents: Nifady toaka izay ela izay aho (Je me suis interdit le rhum, je n' ai pas usé de rhum depuis longtemps) ~ Nifady hena nandritra ny andro niainany izy (Il n'a pas mangé de viande de toute sa vie) ~ Nifady vary tamy ny Alakaosy ny vehivavy rehetra (Toutes les femmes s'abstenaient de manger du riz les deux premiers jours du mois Alakaosy)
7  [1.8] s'abstenir de, s'interdire de, s'interdire selon les tabous
Examples  8  [2.48] Ary raha nankany an-tafika ny lahy, koa tsy mifady ny vavy fa mandcha aman' olona, dia mandoa 50 izy roa;
9  [2.131] na dia tonga hisoaka ny tanana sy ny fandriana aza raha mifady indray dia loza.
Root  10  fady
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Proverbs  15  Proverbs containing the word mifady

Anagrams  16  adifim, difaim, mifady

Updated on 2025/01/21