Entry | 1 mifamoivoy |
Root | 2 voivoy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mifanenanena ombieny ombieny, mifanerantserana: Nifamoivoy eran' ny kianja ny vahoaka |
Explanations in English |
5 [1.7] to go and fro together like city traffic or people at the marketplace |
Explanations in French |
6 [1.8] se croiser en tous sens comme les gens au marché ou la circulation en ville |
Examples |
7 Dia nivalombalona sy nifamoivoy tao an-tsaiko ny tohiny, fa tsy tadidiko intsony ny niafarany. [2.471] |
Morphology |
|
Updated on 2024/12/11 |