Entry | 1 mifanadala |
Part of speech | 2 active verb |
Examples |
3 Matoa Ranona sy Ranona tsy mifankafoy, dia satria ny vadin-dRanona mifanadala amin-dRanona. [2.5] 4 Kanjo dia renay izao, anaka, tato ho ato, fa misy olona izany, hono, toa mifanadala aminy ka asa na marina na tsaho fotsiny, fa efa tonga ianao io, lehiroa, ka andeha antomory ny raharahan' ialahy. [2.643] |
Morphology |
|
Anagrams | 8 |
Updated on 2025/01/21 |