|
|
|
|

Entry1  mifanandrify
Root  2  tandrify
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mifanatrika, mifanoloana: Rakoto no nifanandrify tamiko tamin' ny sakafo
5  Mifanentana: Tsy mifanandrify amin' ny tanjak' io zaza io ity entana ity
6  Mifanaraka: Mifanandrify amin' ny iriny ny zavatra miseho [1.1]
7  mifanaraka [1.13]
Explanations in French  8  correspondre [1.13]
Examples  9  mifanandrify tsara amin' ny fitiavany ilay soratr' ondana fanao haingom-parafara. [2.470]
10  Telo andàlana ny efi-trano; intelo mifanandrify koa ny varavarankely. [2.996]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
Proverbs  14  Proverbs containing the word mifanandrify

Updated on 2023/01/20