Entry | 1 tandrify |
Part of speech | 2 preposition [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manatrika ny, mifanatrika amy: Tandrifin' ny lapan' ny tanàna no misy ny tranony Sahaza, antonona: Tandrify ho vadinao io zazavavy io ka aza misalasala ~ Tandrify azy mihitsy ilay aga (Tsara homarihina fa amin' ilay hevitra (1) dia tandrifin' ny, tandrifiko, tandrifinao, tandrifiny... no ampiasaina, fa amin' ilay hevitra (2) kosa, tandrify ny, na tandrify ahy, tandrify anao, tandrify azy..., ka fiteny diso ny hoe: tandrifin' azy) |
Explanations in French |
4 [1.3] vis-à-vis, à l'opposé, en face; qui va droit au but, qui est de même condition, propre à, juste, convenable, proportionné, en rapport |
Examples |
5 Tsy zatovo lany tandrify, ka hampakatra ny efa nisaorana. [2.346#26] |
Derivatives |
|
Anagrams | 11 tandrifi, tandrify |
Updated on 2022/05/02 |