|
|
|
|

Entry1  mifanapotika
Part of speech  2  active verb
Examples  3  [2.285] Dia lazaiko an' i dada fa amin' io "aferafera" io dia mifaninana sy mifanapotika fotsiny no atao ao satria samy te-hahazo betsaka noho ny sasany, ka izay kely hery no potika sy mon-tsana.
Root  4  potika
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Updated on 2024/12/11