|
|
|
|

Entry1  mifanaretsaka
Root  2  karetsaka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mandeha maro mitsoriaka etsy sy ery ka toa mifanena, mifanapaka ombieny ombieny; mifamezivezy tòa mifanenjika: Mifanaretsaka ny fiarakodia rehefa andro fety [1.1]
Explanations in English  5  to shuttle back and forth past each other [1.7]
Explanations in French  6  se croiser en tous sens [1.8]
Examples  7  Fiarakodian' ny tafika feno miaramila am-piadiana no hitany mifanaretsaka mandalo azy. [2.472]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :

Updated on 2023/01/20