Entry (1/2) | 1 karetsaka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fandehanana haingana, dia miverina tsy ela; fifamoivoizana amim-pahakingana ary mailaka. |
Explanations in English |
4 [1.7] a rapide passage to and fro |
Explanations in French |
5 [1.8] passage rapide |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 12 karetsaka |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Hidim-baravarana misy vatany roa: ny iray lahim-panalahidy mih ombo amin' ny lelavaravarana, ny iray kosa fidirany mihombo amin' ny batana, ka rehefa mitsofoka ao amin' ilay fidirany ny lahim-panalahidy dia mihidy ny trano 15 [1.13] karazana hidim-baravarana |
Explanations in English |
16 [1.7] a bolt for a door |
Explanations in French |
17 [1.8] verrou, targette 18 [1.13] crémone, espagnolette, targette |
Examples |
19 ny hidin-trano tsivalan-kazo efa mba nosoloana karetsaka; [2.285#] |
Anagrams | 20 |
Updated on 2025/01/21 |