Entry | 1 fiarakaretsaka |
Elementary words | 2 fiara, karetsaka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Anarana omena ny fiarakodia madinika izay mifanaretsaka mitondra olona amin' ny tanàn-dehibe [1.1] |
Explanations in English |
5 a taxicab [1.7] |
Explanations in French |
6 taxi [1.8] |
Examples |
7 fiarakaretsaka no noraisiko teo Anosizato hodiana. [2.4#] 8 fiarakaretsaka iray no efa niandry azy teo amoron-dalana. [2.470#] 9 Nandray fiarakaretsaka iray izahay roa lahy, dia nivoaka ny tanàna. [2.471#] |
Vocabulary |
10 Transportation |
Updated on 2023/06/12 |