Entry | 1 mikaretsaka |
Root | 2 karetsaka |
Part of speech | 3 active verb |
Vocabulary |
4 Motion |
Explanations in Malagasy |
5 Mandalo haingana, tsy hitahita akory: Misy voalavo mikaretsaka eran' ny trano izao antoandro be izao 6 Mitsoriaka, mandeha vetivety: Lasa nikaretsaka any an-tsena izy 7 Mihazakazaka haingana dia haingana: Mikaretsaka io soavaly io 8 Maka, mangalatra amim-pahakingana: Nisy nikaretsaka ny bokiko teto [1.1] |
Explanations in English |
9 to pass or move rapidly [1.7] |
Explanations in French |
10 passer rapidement, s'élancer [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 15 mikaratsake, mikaretsaka |
Updated on 2023/01/20 |