|
|
|
|

Entry (1/2)1  mifanasa
Root  2  asa
Part of speech  3  active verb
Explanations in French  4  [1.3]
5  [2.47] échanger des invitations
Examples  6  Ary dia mifanasa sy mifankatia ny vahoaka mandra-pahalany ny hena (La population échange des invitations et des manifestation d'amitié jusqu' à l' épuisement des viandes) [2.48]
7  Fanaon' ireo zanany ny mifamangy sy mifanasa amin' ny sakafo tsara samy amin' ny an' androny avy, ary naniraka hanasa ireo anabaviny telo vavy izy, hiara-mihinana sy misotro aminy. [2.996]
8  Eto amin' ny firenena, izay tany malaza ho mpandala ny fihavanana anefa, dia mbola ny mifanasa vangy, milahatra an-dalambe, mifanandrina, eny fa tonga amin' ny famononoana ny mpiray tanindrazana aminy no ataon' ny ankolafy sasany, alohan' ny mody ifampihavanana, noho ny kajy politika atao fotsiny ihany. [4.27]

Entry (2/2)9  mifanasa
Root  10  sasa
Part of speech  11  active verb
Explanations in French  12  [1.68] [Vezo] Se laver mutuellement

Anagrams  13 

Updated on 2025/01/21