|
|
|
|

Entry (1/2)1  mifanasa
Part of speech  2  active verb
Explanations in French  3  [1.3]
4  [2.47] échanger des invitations
Examples  5  [2.48] Ary dia mifanasa sy mifankatia ny vahoaka mandra-pahalany ny hena (La population échange des invitations et des manifestation d'amitié jusqu' à l' épuisement des viandes)
6  [2.996] Fanaon' ireo zanany ny mifamangy sy mifanasa amin' ny sakafo tsara samy amin' ny an' androny avy, ary naniraka hanasa ireo anabaviny telo vavy izy, hiara-mihinana sy misotro aminy.
7  [4.27] Eto amin' ny firenena, izay tany malaza ho mpandala ny fihavanana anefa, dia mbola ny mifanasa vangy, milahatra an-dalambe, mifanandrina, eny fa tonga amin' ny famononoana ny mpiray tanindrazana aminy no ataon' ny ankolafy sasany, alohan' ny mody ifampihavanana, noho ny kajy politika atao fotsiny ihany.
Root  8  asa

Entry (2/2)9  mifanasa
Part of speech  10  active verb
Explanations in French  11  [1.68] [Vezo] Se laver mutuellement
Root  12  sasa

Anagrams  13  fañamasy, manasafy, mifanasa

Updated on 2025/01/21