Entry | 1 mifandray |
Root | 2 ray |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.13] mampita, mifampitohy |
Explanations in French |
5 [1.13] communiquer |
Examples |
6 [2.245#] Tsy maintsy mifandray amin' ny efa mponina eo izy. 7 [1.369#] ahoana no hahafahana mifandray marina amin' izany? 8 [2.117#] Tsy sarotra ny mifandray raha mifanatrika ny olona. |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word mifandray |
Anagrams | 20 fiamandry, fiandriam, ifandiram, mifandira, mifandray, nifadiram |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |