|
|
|
|

Entry1  mifanelanelana
Root  2  elanelana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza zavatra na olona roa karazana, ka tsy atao misesy ny iray karazana fa sisihana ilay karazany faharoa mifandimbidimby aminy: Ataovy mifanelanelana ny mpianatra kilasy fahadimy sy fahenina [1.1]
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :

Updated on 2023/01/05