Entry | 1 elanelana |
Root | 2 elana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Ny afovoany: Ny fanondroadala dia eo anelanelan' ny fanondro sy ny monarapoana 5 Ny tsy itoviana: Ny elanelan' ny 9 sy ny 4 dia 5 6 Halaviran-toerana mampisaraka zavatra na tanàna anankiroa Be elanelana loatra ireto andry ireto: Ohatrinona ny elanelan' Antananarivo sy Ambohimanga? 7 Ny eo afovoan' ny roa tonta ka tsy momba ny atsy na iroa: Aoka fa ianao no ho elanelan' ny adinay [1.1] |
Explanations in English |
8 the time or place between; a go-between [1.7] |
Explanations in French |
9 intervalle de temps ou d'espace [1.8] |
Examples |
10 Ny lalambe no elanelana ny tsena sy Ambohitsorohitra. [2.48] 11 Nahoana moa raha izaho no atao elanelana mampiray anareo? [2.499] 12 Tsy ampy halainao indroa alina intsony izany elanelana izany. [2.643] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 18 elakelaka |
Analogs | 19 elanelana, alanalana, ebanebana, evanevana, tsy an' ny atsy tsy an' ny aroa, tsy momba ny atsy tsy momba ny aroa, aloalo, tamotamo elanelan-tsoratra |
Compound words |
|
Proverbs | 24 Proverbs containing the word elanelana |
Anagrams | 25 aelanelan, elanelana, naelanela |
Updated on 2023/06/15 |