|
|
|
|

Entry1  fanelanelanana
Root  2  elanelana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Alalana, fangatahana atao ho an' olona: Tamin' ny fanelanelanan-dRanaivo no nahazoako io tombon-tsoa io [1.1]
Explanations in French  5  l'arbitrage, la médiation [1.3#122]
Examples  6  mazava ho azy fa izany no manosika ny olon-tsotra hangataka fanelanelanana sy/ [4.27#]
7  Nanaiky ny fanelanelanana Rehandry fa Somongay nandà ka dia nitohy ihany ny ady. [2.508#]

Updated on 2023/01/08