Entry | 1 fanelanelanana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Alalana, fangatahana atao ho an' olona: Tamin' ny fanelanelanan-dRanaivo no nahazoako io tombon-tsoa io |
Explanations in French |
4 [1.3#122] l'arbitrage, la médiation |
Examples |
5 [4.27#] mazava ho azy fa izany no manosika ny olon-tsotra hangataka fanelanelanana sy/ 6 [2.508#] Nanaiky ny fanelanelanana Rehandry fa Somongay nandà ka dia nitohy ihany ny ady. |
Root | 7 elanelana |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |