Entry 1/2 |
mifaninana
(inana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mampiady fahaizana na tanjaka na hatsarana mba hahitana izay manana bebe kokoa: Nifaninana mba hampiseho herimpo izy roa lahy [1.1]
|
Explanations in English | To be competing, to be emulating, to be encouraging; to try to provoke to a duel. [1.2]
|
| To engage in a contest; to be rivals [1.7]
|
Explanations in French | Rivaliser, se faire la concurrence, concourir [1.8]
|
Examples | Mifaninana mitoraka any anaty rano kosa I Lidy sy I Saonina, zandrilahin' I Katy sy zokin' I Terezy kely.
[2.470]
|
Morphology |
Present : |
mifaninana |
Past : |
nifaninana |
Future : |
hifaninana |
Imperative : |
mifaninàna |
|
|
Entry 2/2 |
mifaninàna
(faninana)
|
Part of speech | imperative of active verb mifaninana
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|