|
|
|
|

Entry1  mifanindry
Root  2  tsindry
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Enti-milaza zavatra roa ka ny iray eo ambonin' ny iray
5  Enti-milaza zavatra roa tonga na mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanindry tamin' ny fanadinanay ny nahaterahan' ny zanak' anabaviko [1.1]
Explanations in French  6  s'empiler, se chevaucher [1.13]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
Synonyms  10  mifampitaingina, mifanongoa
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word mifanindry

Updated on 2023/01/05