|
|
|
|

Entry1  mifanongoa
Root  2  tongoa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mifanaingina, izany hoe ny sasany mitaingina eny ambonin' ny sasany: Tsy nisy vatonifanongoa taorian' ilay rivo-doza [1.1]
Examples  5  famirapiratana avokoa no tazana ombieny ombieny, tsy arabe, tsy lalankely, tsy kianja malalaka, tsy tokotany tery, tsy varavaram-pitaratra mifanongoa arivoarivo. [2.470]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Synonyms  10  mifanindry
Compound words 

Updated on 2023/01/20