Entry | 1 tongoa |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavatra mitaingina eo ambonin' ny tena izy 4 Teny nilazana ny trafon' omby fahiny 5 Tatao na fanampy 6 Teny fanafohezana ny hoe tongoamihonkona [1.1] 7 hatevin'ny nofontany na vato mandrakotra velarana iray [1.13] |
Explanations in French |
8 couche [1.13] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word tongoa |
Anagrams | 19 ongota, tongoa |
Updated on 2023/09/05 |