|
|
|
|

Entry (1/2)1  mifankahala
Root  2  hala
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Samy tsy tia ny ankilany avy
Explanations in English  5  [1.2] to hate one another
Explanations in French  6  [1.3#442] se haïr mutuellement
7  [1.107] se détester réciproquement
Examples  8  Samy vinitra izy roa, mifankahala mafy sahady. [1.437#]
9  Efitra faharoa kosa, dia ilay iarahany amin' ny olombelona tahaka azy: dia izy mifanerasera sy mifampikasoka, ka mifankatia na mifankahala, mifamalifaly na mifanorisory. [2.296#]
Vocabulary  10  Emotions
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :

Entry (2/2)15  mifankahalà
Root  16  hala
Part of speech  17  imperative of active verb mifankahala [Full list]
Explanations in Malagasy  18  [1.1]
Explanations in French  19  [1.3]

Anagrams  20 

Updated on 2025/01/21