Entry (1/2) | 1 mifarimbona |
Root | 2 farimbona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miaraka: Nifarimbona nanenjika ilay mpangalatra ny mponina rehetra ~ Mifarimbona mitoto vary izy mirahavavy Miaraka miasa: Nifarimbona nandritra ny andro izy telo lahy |
Explanations in English |
5 [1.2] to operate, as by two or more, alternately upon anything. 6 [1.7] to act together |
Explanations in French |
7 [1.8] agir ensemble; coopérer |
Examples |
8 Nahasosotra, hoy indray ny teniny, fa tsy nety nifarimbona ilay Rangahy. [2.472] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 13 mifarimbòna |
Root | 14 farimbona |
Part of speech | 15 imperative of active verb mifarimbona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Explanations in French |
17 [1.3] |
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |