Entry | mifetsaka (fetsaka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mianjera, mirodana, mikoa: Nifetsaka ny tambohony Mivarina; mihazakazaka mankany: Nifetsaka tany an-davabato ireo mpangalatra nenjehin' ny fokonolona [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To tumble down, to fall, to strike against, to hit. [1.2] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | mifetsaka, mitsefaka |
Updated on 2023/01/20 |