|
|
|
|

Entry1  mifetsaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mianjera, mirodana, mikoa: Nifetsaka ny tambohony
Mivarina; mihazakazaka mankany: Nifetsaka tany an-davabato ireo mpangalatra nenjehin' ny fokonolona
Explanations in English  4  [1.2] to tumble down, to fall, to strike against, to hit.
Root  5  fetsaka
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  mifetsaka, mitsefaka

Updated on 2025/01/21