Entry | 1 mifezafeza |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mahia lava noho ny hanoanana: Mifezafeza erỳ ny fijeriko an-dRandria izany, ohatra ny hidaboka iny raha vao hotsofin' ny rivotra |
Root | 4 fezafeza |
Anagrams | 5 ifezafezam, mifezafeza |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |