Entry | 1 mifitsaka |
Root | 2 fitsaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 mipetraka tsara mova tsy ny mifintina mihitsy ny tenany, miampirina [2.314] 5 Mihafisaka, mandry: Mifitsaka ny volon-doha raha lena ~ Mifitsaka ny katsaka azon' ny orana 6 Mifintina: Mifitsaka ny tany tratran' ny orana 7 Mipetraka tsy mihetsika: Mifitsaha aloha ato an-trano fa mangatsiaka any ivelany 8 Miery: Mifitsaka ao anatin' io lava-bato io izy [1.1] |
Explanations in English |
9 to be flat and thin, to slip into a narrow place [1.7] |
Explanations in French |
10 être plat et mince [1.8] |
Examples |
11 nifitsaka toa tsy afa-nihetsika ny marary; [2.470] 12 Noho izany rehetra izany, nifitsaka izahay tao amin' ny sekoly na iza na iza. [2.472] 13 Rehefa mifitsaka tsara io dia andefasana fako sy tany masaka vaovao indray. [2.117] |
Morphology |
|
Anagrams | 18 mifitsaka, mitsifaka, tsaikafim |
Updated on 2020/07/31 |