Entry | 1 mifofofofo |
Root | 2 fofofofo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandrivotra fatratra [1.1] |
Explanations in English |
5 to blow hard [1.7] |
Explanations in French |
6 Souffler fortement 7 fig. travailler vigoureusement, ĂȘtre en fureur [1.3#178] 8 souffler fort [1.8] |
Examples |
9 nifofofofo ny rivotra tamin'io takariva io, ka hoatry ny milaza amin-dRazaimalala, fa anio dia anio ihany no fara andro ihetsehan'ny fofonain-dRandrianaivo. [2.324] |
Morphology |
|
Analogs | 13 Miasa, miezaka mafy |
Compound words |
|
Updated on 2024/02/12 |