|
|
|
|

Entry1  mifoka
Root  2  foka
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mitroka na misintona dia mamoaka: Mifoka sigara
5  Mitroka ary mitelina: Mifoka rivotra madio
6  Mandritra, misintona: Mifoka ny ranonando ny masoandro vaomaraina [1.1]
Explanations in English  7  to breathe in, to absorb; to smoke tobbacco [1.7]
Explanations in French  8  aspirer; absorber; fumer [1.8]
Examples  9  Tadidiko teo koa ilay teniny hoe : "misotro toaka, mifoka rongony, manao fiainam-bandro. [2.4#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 

Anagrams  15  mifako, mifoka

Updated on 2023/01/20