|
|
|
|

Entry1  migoboka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mirohondrohona sy midoboka tsy mba mikarantsana fa ambany: Migoboka kokoa ny feon' ity radio ity noho itsy
Explanations in English  4  [1.2] hollow, as the sound of a drum
Explanations in French  5  [1.3#198] sonner creux, comme un coffre vide
6  [1.5] sonner creux, produire un son sourd
Examples  7  [2.470] Arahin-kofonkofona ny teniny, migoboka sy matotra nefa mahay manambitamby fatratra.
8  [2.472] angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina.
Vocabulary  9  Sound
Root  10  goboka
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
Other spellings  14  migobona

Updated on 2024/12/12