Entry | 1 mihahaka |
Root | 2 hahaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Miparitaka, miely: Mihahaka eny an-tsaha ny omby Tsy mitombina fa mandeha etsy mandeha eroa: Mihahaka atsý sy arý ny saiko ~ Mihahakaha-kevitra loatra ianao |
Explanations in English |
5 [1.2] to scatter, to disperse fig. to abuse, to vilify. 6 [1.7] to scatter, to be scattered |
Explanations in French |
7 [1.8] se disperser, s'éparpiller |
Examples |
8 ny fitia efa ho lany sy ny fitia efa hihahaka tsy mba itohizam-pangoka intsony. [2.131] 9 Andry zareo ireo ihany ireny andian' omby ireny, andia mihahaka tsy misy mpiandry, na olon-kafa. [2.472] |
Morphology |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word mihahaka |
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |