Entry | 1 mihaingihaingy |
Root | 2 haingihaingy |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Menatra noho ny fahatsirarovana ny tena ho tsy antonona ny toerana misy ny tena, na ny olona iaraha-mitoetra [1.1] |
Explanations in French |
5 ĂȘtre confus, timide [1.3] |
Morphology |
|
Other spellings | 9 miaingiaingy |
Analogs | 10 misaingisaingy, misomaingisaingy |
Updated on 2023/01/20 |