Entry | 1 haingihaingy |
Root | 2 haingy |
Part of speech | 3 noun or adjective |
Derivatives |
|
Vocabulary |
8 Emotions |
Explanations in Malagasy |
9 Menamenatra, mahatsiaro henatra na tahotra, hita ho mangasihasy: Haingihaingy ny anao lahy nony nilazana fa fantatra daholo ny nataony rehetra teo aloha [1.1] |
Explanations in English |
10 rather ashamed, or confused. See menatra, haihay [1.2] |
Explanations in French |
11 confusion, timidité 12 confus [1.3] |
Synonyms | 13 haingy |
Other spellings | 14 aingiaingy |
Updated on 2023/01/20 |