Entry | 1 mihalaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Misy elanelana, mifampihataka: Mihalaka loatra ireto zana-kazo ireto Mihataka: Misy biriky mihalaka amin' ity tamboho ity Mihataka, misintona, miala: Nifanditra ny mpianatra ka nihalaka Ramose |
Explanations in English |
4 [1.2] to be separate, to go apart, to have a space between. |
Root | 5 halaka |
Morphology |
|
Synonyms | 10 mihalakalaka |
Anagrams | 11 hamailak, hilamaka, mahakaly, mahakila, mahalika, mahilaka, mihalaka |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |