Entry | mihalakalaka (halakalaka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Misy elanelana, mifampihataka: Mihalakalaka loatra ireto zana-kazo ireto Mihataka: Misy biriky mihalakalaka amin' ity tamboho ity Mihataka, misintona, miala: Nifanditra ny mpianatra ka nihalakalaka Ramose [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | mihalaka | ||||||||
Updated on 2023/01/05 |