|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihalangalana
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mihatakataka, tsy miaraka amin' ny maro, mianona ho azy erý: Tsy mety ny mihalangalana raha misy voina mahazo ny sasany.
Explanations in English  4  [1.2] to separate one's self, to sever.
Root  5  halangalana
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)11  mihalangalàna
Part of speech  12  imperative of active verb mihalangalana [Full list]
Explanations in Malagasy  13  [1.1]
Explanations in French  14  [1.3]
Root  15  halangalana

Anagrams  16  ihalangalanam, mihalangalana, mihalangalàna

Updated on 2025/04/13