|
|
|
|

Entry (1/2)1  mihaminkamina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mipetraka misonanina tsy misy ahiahy; finaritra noho ny haingo iravahana, ka tsy miherika akory: Mihaminkamina erý izy eny ambony filanjana
(zavatra) Voapetraka sy voalamina tsara
Explanations in English  4  [1.2] to behave well, to conduct one's self with propriety, to sit demurely or quietly, to eat with care and self-respect.
Examples  5  [2.470] Noho izany dia nahatsikaiky azy ireo ihany ny mahita ireto mpivady antitra mihaminkamina toa mpivady vao.
Root  6  haminkamina
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Synonyms  11  mihamina

Entry (2/2)12  mihaminkamìna
Part of speech  13  imperative of active verb mihaminkamina [Full list]
Explanations in Malagasy  14  [1.1]
Explanations in French  15  [1.3]
Root  16  haminkamina
Synonyms  17  mihamìna

Anagrams  18  mihaminkamìna, mihaminkamina

Updated on 2025/04/19