Entry |
mihandrona
(handrona)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mijanona tsy mivoaka fa mitoby fotsiny, monina: Mihandrona eto an-tokotany ny rano Mipetraka tsy miteraka, tsy mitombo: Loza fa vola dimy alina ny ahy no mihandrona amin' ity raharaha ity Matoritory, tsy maty tsy velona: Mihandrona ny varotra amin' izao fotoana izao [1.1]
|
Explanations in English | To be stagnant, to be motionless [1.7]
|
Explanations in French | être stagnant, rester là longtemps [1.8]
|
Morphology |
Present : |
mihandrona |
Past : |
nihandrona |
Future : |
hihandrona |
Imperative : |
mihandròna |
|
Compound words |
|
|
Entry |
mihandròna
(handrona)
|
Part of speech | imperative of active verb mihandrona
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
|