Entry | 1 mihanjaka |
Root | 2 hanjaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tsy mitafy na miakanjo hanafina ny vatana, miboridana 5 Jereo mitanjaka [1.1] |
Examples |
6 Trano zozoro kely mitafo herana efa mila hianjera ilay izy, tany mihanjaka ny ao anatiny, ary ny varavarana, hazo boboka, raha donina mafimafy dia mihintsana. [2.472] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/20 |